Ohabolana 20:22

22Aza manao hoe: Hamaly ny ratsy nataony aho;
Fa andraso Jehovah, fa Izy no hamonjy anao.

Ohabolana 20:22