Hoy ny Tompo:
« Manamasìna andro fifadian-kanina, miantsoa fivoriana masina, angony ny loholona sy ny mponina rehetra amin’ny tany ho ao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrareo, koa andeha mitaraina amin’i Jehovah » (Joela 1,14):
Amin’izao karemy izao dia mandidy antsika ny Tompo mba:
Hanokana andro tena hivavahana Aminy,
Hiangona any am-piangonana.
Mahereza ry havana.
Ny Mpitandrina