Ry havana.
Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy i Jesoa tamin’ny vavaka nampianariny:
« Mamela ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay » (Mat 6,12).
Izany indray no hianarantsika amin’ny Fiaraha mandinika Soratra Masina androany hariva amin’ny 7 ora. Tongava maro.
Ho aminareo ny fiadanan’i Jesoa. Amen.
Ny Mpitandrina