Amin’ny anaran’i Jesoa hatrany ry havana no hiarahabanay anareo.
Miarihary ny asan’ny fanahy ratsy rehefa tarafin’ny Fanahy Masina; dia tahaka izao izany:
« Fa ny Fanahy milaza marina fa amin’ny andro aoriana dia hihemotra amin’ny finoana ny sasany, manaiky fanahy mamitaka sy fampianaran’ny demonia, amin’ny fihatsarambelatsihin’ny mpilaza lainga, ka voapetaky ny vy mahamay ny fieritreretany » (1Tim 4,1-2)
Samia mitandrina mba tsy ho azon’izany, fa fahaverezana no hiafarany.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina