Lasy 2023

Lasy nokarakarain’ny Sampana Skoto Tranainy sy Sakaiza (STS) natao ny Alahady Pentekosta 28 Mey sy ny Alatsinainy 29 Mey 2023 tetsy Bassam.