Salamo 16:6

Amin’ny anaran’i Jesoa no hiarahabana anareo ry havana.
Amin’ny Fiaraha-mandinika Soratra Masina anio dia ny Sal 16,6 no nisy nanolotra. Vakiana amin’ny anaran’i Jesoa:
« Ny voafaritra ho anjarako dia eo amin’ny tany mahafinaritra; eny, manan-dova tsara aho »
Manantena ny fahatongavantsika maro.
Mirary tontolo andro sambatra ho an’ny rehetra. Amen.
Ny Mpitandrina