Jaona 8:36

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
« Iorenan’ny fahafahana ny Tompo ». Izany no lohahevitra volana Jona, noho izany; ny teny hotorina rahampitso Alahady 04/06/2023 dia ny Tenin’i Jesoa manao hoe:
« Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo » (Jao 8,36)
Mirary faran’ny herinandro mahafinaritra ho anao, miaraka amin’i Jesoa. Amen.
Ny Mpitandrina