Arabaina amin’ny anaran’i Jesoa ianareo ry havana, amin’izao herinandro vaovao izao.
Na dia olona afaka aza isika, dia tsarovy fa misy fetrany izany fahafahana izany. Hoy ny Apostoly Petera:
« Fa olona faka ianareo, nefa aza mitondra ny fahafahanareo ho fanaronana ny ratsy, fa toy ny mpanompon’ Andriamanitra » (1Pet 2,16)
Mahereza.
Ny Mpitandrina