Miarahaba ny vahoakan’ Andriamanitra amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo:
« Fa ao amin’i Kristy Jesoa ny lalàn’ny Fanahin’aina no nahafaka ahy tamin’ny lalàn’ny fahotana sy ny fahafatena » (Rom 8,2)
Izany no tena fahafahana ka hirina ho amiko sy ho aminao ary ho antsika rehetra mino an’i Jesoa. Amen.
Ny Mpitandrina