Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Alahadin’ny Antokom-pihira rahampitso, koa ny Soratra Masina hakana ny toriteny dia ny Asa 16,25 manao hoe:
« Ary nony mamatonalina, dia nivavaka sy nihira fiderana an’ Andriamanitra Paoly sy Silasy; ary nihaino azy ny mpifatotra »
Ho aminareo ny fiadanan’i Jesoa. Amen.
Ny Mpitandrina