Finaritra.
Hoy i Jesoa:
« Na helok’iza na helok’iza no avelanareo, dia voavela izany; ary na an’iza na an’iza kosa no tsy avelanareo, dia tsy voavela izany » (Mat 20,23)
Hodinihantsika rahariva izany koa manasa anareo mba ho tonga maro.
Ho aminareo ny fiadanan’i Jesoa. Amen.
Ny Mpitandrina