Toriteny 25 Jona 2023 : Nehemia 4:8

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ny Nehemia 4,8 no hakana ny toriteny rahampitso 25/06/2023; vakina amin’ny anaran’i Jesoa:
« Rehefa nijery izany aho, dia niainga nilaza tamin’ny loholona sy ny mpanapaka mbamin’ny vahoaka sisa hoe: Aza atahorana ny fahavalonareo. Tsarovy fa ny Tompo no lehibe sy mahatahotra; ka miadia hiaro ny rahalahinareo sy ny zanakareo lahy aman-janakareo vavy ary ny vadinareo sy ny tranonareo » (DIEM).
Manomboka amin’ny 10 ora maraina tsy diso ny Fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana hiarahana amin’ny FIKRIKAMA, eny amin’ny CELAF Riviera 3.
Samia tahin’ Andriamanitra. Amen.
Ny Mpitandrina