Kolosiana 3:19

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Efa nomena omaly ny Kol 3, 18 mahakasika ny vehivavy.
Indro indray ny mahakasika antsika lehilahy: « Ianareo lehilahy, tiava ny vadinareo, ary aza sosotra (mangidy) aminy (Kol 3 19)
Manasa ny mpivady rehetra mba ho tonga maro fa hifampizara ny amin’izany isika androany hariva any am-piangonana amin’ny 7-8 ora.
Ho aminareo ny fiadanan’i Jesoa. Amen.
Ny Mpitandrina