Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Fête des moissons 2023 ho an’ny EMCI Les Béatitudes Plateau amin’ny Alahady 09/07/2023. Nahazo Fanasana ny amin’izany isika FKMA, noho izany dia any isika no mivavaka, fa mikatona ny Fiangonantsika.
Koa manasa antsika mba ho tonga maro.
Indro hampiarahana amin’ity ny Fandaharana ny amin’izany.
An’ Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen
