1. Noho ny fête de moisson tao amin’ny EMCI Les Béatitudes dia nikatona ny Fiangonana ny 09/07/2023, fa miara-mivavaka amin’izy ireo isika.
2. Misokatra ny Fiangonana FKMA ny Alahady 16/07/2023.
Ny fanompoam-pivavahana dia manomboka amin’ny 9 ora toy ny mahazatra eny amin’ny Plateau. Misy ny Asa sy Fampaherezana koa aoka hiomana am-panahy ny amin’izany isika.
3. Noho ny andro fialan-tsasatra dia miato avokoa ireo hetsika samihafa fanaon’ny Sampana.
Dia mirary fialan-tsasatra feno fifaliana sy fiadanana ho an’ny rehetra, miaraka amin’i Jesoa.
An’ Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen.