Finaritra.
Jesoa dia mifidy ny karazan’olona rehetra mba hidera Azy ary anisan’izany koa ny zaza, ka hoy Izy:
« Avy amin’ny vavan’ny ankizy madinika sy ny minono no nanamboaranao fiderana » (Mat 21,16)
Amin’izao fotoam-pialan-tsasatra izao dia omeo fotoana mba hiderana an’i Jesoa koa ny zanaka ao an-trano ao.
Mirary soa. Amen.
Ny Mpitandrina