1 Tantara 28:3

Finaritra.
Davida dia nanaiky fa tsy ny hanao ny tempolin’i Jerosalema no nifidianan’ny Tompo azy fa ny ho mpanjaka. Noho izany dia maneke an’izay nifidianana anao.
Hoy i Davida:
« Nefa hoy Andriamanitra tamiko: Tsy hanao trano ho an’ny anarako ianao, satria lehilahy mpiady sy mpandatsa-dra » (1Tan. 28,3)
Maneke ny fifidianan’ny Tompo. Amen.
Ny Mpitandrina