Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Apostoly Paoly:
« Miaraha miaritra ny mafy amiko ianao tahaka ny miaramila tsaran’i Kristy. Ny miaramila manafika dia tsy mba misy maningo-tena amin’ny raharahan’izao fiainana izao, mba hahafaly izay efa nifidy azy ho miaramila » (2Tim 2,3-4)
Inona avy no tsy azo atao (na tsy maintsy atao) mba hahafaly an’Ilay efa nifidy antsika?
Mahereza.
Ny Mpitandrina