1Petera 2:21

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Vita ny famonjen’i Kristy sy ady natrehan’ireo maritiora. Fa inona kosa ny miandry antsika « Mijoro amin’ny finoana »?
Hoy i Petera:
« Fa ho amin’izany no niantsoana anareo; fa Kristy aza efa nijaly hamonjy anareo ka namela fianarana ho anareo mba hanarahanareo ny diany » (1Pet 2,21)
Mahereza ry havana amin’ny fanarahana an’i Jesoa. Amen.
Ny Mpitandrina