Finaritra.
Ny fitiavan’ Andriamanitra no toky ho antsika manoloana ny zava-tsarotra samihafa, ary tsy hananan-tahotra eo anatrehan’ny adim-pananahy sedraina.
Hoy ny Tompo:
« Tsy manan-tahotra ny fitiavana; fa ny fitiavana tanteraka mandroaka ny tahotra; fa mampahory ny tahotra. Fa izay matahotra dia tsy mbola tanteraka amin’ny fitiavana » (1Jao 4,18)
Mijoroa amin’ny finoana. Amen.
Ny Mpitandrina