1 Korintiana 15:33

Finaritra.
« Aza mety hofitahina ianareo; ny fikambanana amin’ny ratsy manimba ny fitondran-tena tsara » (1Kor 15,33)
Fidifidio ihany izay hiarahana fa sao tsy hahafahana mijoro amin’ny finoana.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina