Arabaina amin’ny anaran’i Jesoa isika mpino rehetra.
Hoy Jesoa:
« Ny rakitra tsara no amoahan’ny olona tsara fanahy zavatra tsara; ary ny rakitra ratsy kosa no amoahan’ny olona ratsy fanahy zavatra ratsy » (Mat 12,35)
Diovy amin’ny rànao Jesoa ny foko mba hanaovako zavatra tsara araka ny sitrakao. Amen.
Ny Mpitandrina