Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Mibaiko antsika ny Tompo amin’ity volana Septambra ity hoe:
« Mitoria ny teny amin’ny firenena rehetra »
Hoy Izy:
« Mankalazà an’i Jehovah, Izay mitoetra any Ziona; ambarao any amin’ny firenena ny asany » (Sal 9,11)
Mivavaka isika mba hahavita an’izany soa aman-tsara. Amen
Ny Mpitandrina