Finaritra.
« Ianareo no vavolombeloko; hoy Jehovah, sady mpanompoko izay efa nofidiko, mba hahafantaranareo sy hinoanareo Ahy, ka ho azonareo tsara fa Izaho no Izy » (Isa 43,10)
Enga anie ka hahita ny voninahitr’i Jesoa, izay rehetra mifanerasera aminao izay vavolombelony androany. Amen.
Ny Mpitandrina