Teny hotorina Alahady 17 Septembra 2023 : Kolosiana 1:28

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
« Mitoria ny teny amin’ny firenena rehetra »
Ny tsianjery amin’ity volana Septambra ity no hotorina rahampitso Alahady 17/09/2023; manao hoe:
« Izy no torinay, ka samy anarinay sy ampianarinay amin’ny fahendrena rehetra ny olona rehetra, mba samy hatolotray ho tanteraka ao amin’i Kristy izy rehetra » (Kol 1,28)
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina