Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Mitoria teny amin’ny firenena rehetra. Ny Lio 24,46-47 no hanakinana ny toriteny rahampitso 24/09/2023; manao hoe:
« Ary hoy Izy taminy: Izany no voasoratra, fa Kristy hiaritra ka hitsangana amin’ny maty amin’ny andro fahatelo; ary mba hotorina amin’ny anarany ny fibebahana sy ny famelan-keloka amin’ny firenena rehetra, manomboka eto Jerosalema »
Samia ho tratran’ny rahampitso avokoa.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina