Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Midera sy manome voninahitra ny Tompo mandrakariva ny fianakaviana miorina ao Aminy:
« Ianareo izay matahotra an’i Jehovah, miderà Azy; ry tanak’i Jakoba rehetra, manomeza voninahitra Azy; ary matahora Azy, ry zanak’Israely rehetra » (Sal 22,22)
Amen.
Ny Mpitandrina