Marka 3:25

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Mitandrina mafy ny mpivady, ny ray aman-dreny sy ny zanany amin’izay teneniny sy ataony rehetra mba tsy hiteraka ady sy korontana satria:
« Ary raha misy mpiray trano miady an-trano, dia tsy haharitra izany mpiray trano izany » (Mar 3,25)
Mahereza.
Ny Mpitandrina