Miarahaba ny mpianakavin’ny finoana rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Ny tsianjery amin’ity volana ity no hotorina rahampitso Alahady 15/10/2023; dia ny Oha 3,12: « Fa izay tian’i Jehovah no anariny, dia tahaka ny ataon’ny ray amin’ny zanaka tiany »
Fiadanana.
Ny Mpitandrina

FKMA Ofisialy
Toriteny sy tahirim-peo eto amin’ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Abidjan (FKMA). Tsidiho ny rohy https://fkma.ci
Toriteny 15 Oktobra 2023
Ohabolana 3:12
Mpitandrina RAKOTONIAINA
