Ohabolana 13:22

Finaritra.
Hoy ny Tompo amintsika anio:
« Mamela lova soa ho an’ny zafiny ny tsara fanahy, fa ny harenan’ny mpanota kosa dia voatahiry ho an’ny marina » (Oha 13,22: Fanitsiana fahenina)
Fitahiana ho an’ny taranaka no harenan’ny tsara fanahy.
Mirary herinandro sambatra ho anao.
Ny Mpitandrina