Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Toy izao no hitahin’ Andriamanitra ny ankohonana miorina ao Aminy:
« Tandremo ka henoy izao teny rehetra izao, izay andidiako anao, mba hahita soa ianao sy ny taranakao mandimby anao mandrakizay, raha manao izay tsara sy mahitsy eo imason’i Jehovah Andriamanitrao ianao » (Deo 12,28) AMEN.
Ny Mpitandrina