Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ny finoan’ny ray izay loham-pianakaviana no mahavonjy ny ankohonany.
Hoy i Paoly Apostoly:
« Minoa an’i Jesoa Tompo dia, hovonjena ianao sy ny ankohonanao » (Asa 16,31)
Mahereza.
Ny Mpitandrina