Finaritra.
Manasitrana ny vavaka sy fametrahan-tànana ho an’ny mino.
« Ary nararin’ny tazo sady nivalan-dra ny rain’i Poplio; ary Paoly niditra tao aminy ka nivavaka sady nametra-tànana taminy dia nahasitrana azy » (Asa 28,8)
Mirary fahasitranana feno ho an’ny tsy salama rehetra. Amen.
Ny Mpitandrina