Finaritra.
« Tsenao amin’ny fihaviany ny Tompo » no lohahevitra Novambra. Dia hoy Jesoa amintsika:
« Aoka hisikina ny valahanareo sy hirehitra ny jironareo; ary aoka ianareo ho tahaka ny olona izay miandry ny tompony, raha mody avy amin’ny fampakafam- bady izy, ka nony tonga sy mandòndòna izy, dia vohany miaraka amin’izay » (Lio 12, 35-36)
Aoka ho vonona mandrakariva hitsena ny Tompo amin’ny fihaviany isika. Amen
Ny Mpitandrina