Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Mifarana androany ny Fiarahana mandinika Soratra Masina mikasika ny prédestination, koa manasa anao mba ho tonga amin’izany:
« Fa milaza ny fahendren’ Andriamanitra izahay ka maneho zava-miafina, dia fahendrena izay nafenina sady voatendrin’ Andriamanitra ho voninahitsika talohan’ny nanaovana izao tontolo izao; ary tsy nisy nahalala izany ny mpanapaka izao tontolo izao; fa raha nahalala izy, dia tsy nohomboany tamin’ny hazo fijaliana ny Tompon’ny voninahitra » (1Kor 2,7-8)
Soli Deo gloria. Amen.
Ny Mpitandrina