Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Toe-po amam-panahy manao ahoana no hoentintsika mitsena ny fiavian’ny Tompo?
Mamaly an’izany i Joela mpaminany manao hoe:
« Ny fonareo no triatriaro, fa aza ny fitafianareo, ary miverena amin’i Jehovah Andriamanitrareo; fa mamindrafo sy miantra Izy, mahari-po sady be famindrampo ary manenina ny amin’ny loza » (Joela 2,13)
Mahereza.
Ny Mpitandrina