Salamo 68:19

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Andeha hisaotra ny Tompo isika hoe:
« Isaorana anie ny Tompo, izay mitondra ny entantsika isan’andro isan’andro.
Eny, Andriamanitra Izay famonjena antsika » (Sal 68,19)
Mirary tontolo andro sambatra ho anao. Amen.
Ny Mpitandrina