1Petera 1:13

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa. Misaotra Azy fa nomeny herinandro vaovao indray isika.
Ho antsika zay « hitsena ny Tompo amin’ny fiaviany; dia hoy Izy anio:
« Koa amin’izany sikino ny sainareo, dia mahonòna tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay ho entina ho anareo amin’ny hisehoan’i Kristy » (1Pet 1,13)
Samia tahin’ Andriamanitra. Amen.
Ny Mpitandrina