Vaovaom-piangonana 19/11/2023

1.Sampana sy Asa:

  • Sekoly Alahady: mitohy ny fianarana aorian’izao fanompoam-pivavahana izao,
    Ny fanomanana ny Noely dia atao isaky ny Sabotsy 2ora30 – 4 ora 30 eny an-tokantranon’ny Filoha Tatie Ando,
  • Ny Biraon’ny Fiangonana dia nahavita ny fivoriana fanaony isam-bolana ny 14/11/2023.

2.Samihafa:

  • Mitohy ny Cellule de prière isaky ny Alarobia,
  • Misy ny Fiarahana mandinika Soratra Masina ny zoma izao amin’ny 7ora- 8 ora eto am-piangonana,
  • Ny fianarana Katekomena isaky ny sabotsy amin’ny 1 ora – 2ora30 dia atao eny amin’ny tokantranon’ny Filohan’ny SA Tatie Ando,
  • Mitohy isaky ny Alahady ny fandraisana omentsika ao anatin’ny Programme Samuel ho an’ireo kamboty (fitaovam-pianarana, akanjo, vola, ppn …)
  • Voninkazo:
    Alahady 1°: Sampana Vehivavy;
    Alahady 2: Antokom-pihira;
    Alahady 3: STS;
    Alahady 4 sy 5 dia ny mpino.

An’ Andriamanitra irery ny voninahitra.