1Timoty 2:1

Amin’ny anaran’i Jesoa no hiarahabana anareo indray ry havana.
Amporisihan’ny Tompo koa isika mba hivavaka ho an’ny hafa, eo am-pitsenana ny fiaviany; araka ny teniny manao hoe:
« Koa mananatra voalohany indrindra aho mba hatao izay fangatahana, fifonana, fisaorana, ho an’ny olona rehetra » (1Tim 2,1)
Mahereza mivavaka ho an’ny hafa. Amen.
Ny Mpitandrina