Ohabolana 22:9

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Rehefa avy nivavaka ho an’ny hafa isika, dia manome kosa indray ho an’izay mila vonjy.
Hoy ny Tompo:
« Izay manana maso miantra hotahina, satria anomezany ho an’ny malahelo ny haniny » (Oha 22,9)
Mahereza manao soa ry havana. Amen.
Ny Mpitandrina