Finaritra.
Hoy ny Tompo:
« Aza mety hasiana zioga tsy antonona anareo hikambanana amin’ny tsy mino. Fa inona no iraisan’ny fahamarinana sy ny fahotana? Ary inona no iombonan’ny mazava sy ny maizina? (2Kor 6,15)
Tandremo ary fa fahamasinana tanteraka no andrasana amintsika hitsena ny Tompo amin’ny fiaviany.
Mahereza.
Ny Mpitandrina