Matio 25:40

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo:
« Lazaiko aminareo marina tokoa: Araka izay efa nataonareo tamin’ny anankiray amin’ireto rahalahiko kely indrindra ireto no nataonareo tamiko » (Mat 25,40)
Izany no hotorina amintsika rahampitso Alahady 26/11/2023.
Fiadanana.
Ny Mpitandrina