Apokalypsy 22:12

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Misaotra an’ Andriamanitra isika fa nomeny ny lohahevitra hoe »
« Tsenao amin’ny amin’ny fiaviany ny Tompo ». Mifarana androany izany.
Ka hoy Izy:
« Indro avy faingana Aho; ary eto amiko ny famaliako, mba hamaliako ny olona rehetra araka ny asany » (Apok 22,12)
Tompo ô, ampio aho hanao ny sitrakao mandrakariva. Amen.
Ny Mpitandrina