Finaritra.
Any amin’ny toerana rehetra izay misy anao, dia manentana antsika ny Tenin’ Andriamanitra manao hoe:
« Mankalazà an’i Jehovah any amin’ny tany atsinanana, dia ny anaran’i Jehovah, Andriamanitry ny Israely, any amin’ny amoron-dranomasina » (Isa 24,15)
Aza adinoina ny fiaraha-mandinika Soratra Masina anio hariva amin’ny 7 ora any am-piangonana.
Tahin’ny Tompo