Toriteny 10/12/2023

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Alahadin’ny Sekoly Alahady rahampitso 10/12/2023. Ny hakana ny toriteny dia ny Sal 8,2; manao hoe:
« Avy amin’ny vavan’ny ankizy madinika sy ny minono no nanorenanao hery noho ny mpandrafy Anao, mba hampanginanao ny fahavalo sy izay ta-hamaly ratsy »
Samia tahin’ Andriamanitra. Amen.
Ny Mpitandrina