Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ny famindrapon’ny Tompo dia anisan’ny zavatra iray lehibe izay mendrika ny hankalazana sy hanomezana voninahitra Azy, araka ny hita ao amin’ny Sal 89,1; manao hoe:
« Ny famindrapon’i Jehovah no hiraiko mandrakizay; hatramin’ny taranaka fara mandimby no hampahafantaran’ny vavako ny fahamarinanao »
Fiadanana. Amen.
Ny Mpitandrina