Salamo 47:6-7

Finaritra.
Na manao ahoana na manao ahoana ny fiainanao, dia tsarovy fa tombony lehibe ny fahafahanao mankalaza ny Tompo manao hoe:
« Mankalazà an’ Andriamanitra, eny, mankalazà; mankalazà ny Mpanjakantsika, eny, mankalazà.
Fa Mpanjaka amin’ny tany rehetra Andriamanitra; mahaiza mankalaza tsara ianareo » Amen (Sal 47,6-7)
Fiadanana.
Ny Mpitandrina