Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Sady miandry ny fiavin’ny Tompo isika no mankalaza sy manome voninahitra Azy.
Hoy indray ary Izy amintsika anio:
« Araka ny niorenan’ny filazana an’i Kristy teo aminareo, ka dia tsy latsaka
amin’ny fanomezam-pahasoavana rehetra ianareo, miandry ny fisehoan’i Jesoa Kristy Tompontsika » (1Kor 1,6-7)
Ampiasao izay rehetra ananana fa avy ny Tompo.
Mahereza.
Ny Mpitandrina