1Tesaloniana 2:19-20

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ny valisoa na ny satroboninahitry ny mpitory ny Filazantsara dia ny fahitany an’ireo nitoriany teny ka eo anayrehan’ny Tompo amin’ny fiverenany.
Hoy Izy:
« Fa inona moa ny fanantenanay, na fifalianay, na satroboninahitra reharehanay? Moa tsy ianareo eo anatrehan’i Jesoa Tompontsika amin’ny fiaviany va? Fa ianareo no voninahitray sy fifalianay (1Tes 2,19-20)
Inona ary no ataonao mba ho tanteraka izany?
Ny Mpitandrina